Teny iditra mpanjaka (zaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Olona voahosotra na atsangana ho mpitondra ny fanjakana, izay sady mitondra no manapaka ary mandidy, ka fahefana ifandovana no ananany izany
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the sovereign
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] roi, reine, souverain
Haiendriteny 
mpanjaka
mpanjakako
mpanjakanao
mpanjakany
mpanjakantsika
mpanjakanay
mpanjakanareo
mpanjakan'
mpanjakan-
Ohatra 
1 [Rabezandrina: Ikotofetsy] Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka:
2 [Andraina: Mitaraina, takila 109] Rahefa maty, hono, ny mpanjaka taloha, tsy mba natao hoe "maty" fa "miamboho", ary rahefa nalevina, tsy mba natao hoe "nalevina" fa "nafenina".
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra Mpanjaka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Baiboly] boky anankiroa ao amin' ny Baiboly: 1 Mpanjaka, 2 Mpanjaka
  [Baiboly] two of the books of the Bible: 1 Kings, 2 Kings
Fanazavàna teny frantsay  [Baiboly] deux des livres de la Bible: 1 Rois, 2 Rois
Voambolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30