Teny iditra mpanjanantany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy jereo mpanjanatany [Ravelomanana: Lalana, Andriamalala: Fanagasiana, Andraina: Mitaraina]
Voambolana 
Ohatra 
1Ny vola no fiasana nahery vaika indrindra nentin' ny mpanjanantany nandravaravana ny fiaraha-miaina malagasy. [Andriamalala: Fanagasiana]
2Tao ry Galliéni sy ny mpanjanantany, nanao izay hahafongotra ny Teny Malagasy, mba handringana ny firenena malagasy. [Andriamalala: Fanagasiana]

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/15