Teny iditra | mpanoritra (soritra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Sokajin-teny enti-manoritra na manavaka ny anarana. Misy karazany efatra ny mpanoritra, dia
-- ny mpanoritra tsotra (ny trano), -- ny mpanoritra manondro (very ity vary), -- ny mpanoritra anaran-tsamirery (Faly i Bozy), -- ary ny mpanoritra zavatra efa fantatra (tonga ilay vahiny) ¶ Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
| |
[SLP 1986] sokajin-teny entina manavaka ny anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [SLP 1986, Rajaonarimanana 1995] article | |
Voambolana | Haiteny | |
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpanoritra rehetra | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |