Teny iditra mpianatra (anatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antokon' olona mitady fahaizana na mampitombo fahalalana eo ambany fitarihana mpanoro atao hoe mpampianatra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a pupil, a student [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay étudiant, disciple, élève, imitateur [Abinal 1888]
 élève, étudiant [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ohatra 
1Nisy fifidianana mpianatra halefa any an-dafy hitsangatsangana, amin' ny vakansy faran' ny taona. [Rakotozafy: Ratsimba]
2Andrianaivoravelona, ary Rainizafy, hanadina ny mpianatra, Kilasin' Andriamanamizao sy Ramahandry. [Rabary: Daty]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30