Teny iditra mpihary (hary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay générateur
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Fa ny tenin' ny mpihary mipetraka amin'ny mpandova [Rasamuel: Zanakantitra]
2Mandria ny vady, mandria ny zanaka, miharia ny mpihary [Rahajarizafy: Kabary]
3Mba ho afaka mihary ny mpihary sy hamboly ny mpamboly ka ho be ny harena sy ny sakafo [Randriamamonjy: Tantara]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/14