Teny iditra nahy
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Atao an-tsitrapo, atao fanahy iniana: Hadisoana tsy nahy ~ Aza fady raha voahitsako ianao, fa tsy nahiko velively
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] done on purpose
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] fait exprès
  [Rajaonarimanana 1995] fait à dessein, prémédité
Haiendriteny 
nahy
nahiko
nahinao
nahiny
nahintsika
nahinay
nahinareo
nahin'
nahin-
nahim-
nahy
nahiko
nahinao
nahiny
nahintsika
nahinay
nahinareo
nahin'
nahin-
nahim-
ho nahy
ho nahiko
ho nahinao
ho nahiny
ho nahintsika
ho nahinay
ho nahinareo
ho nahin'
ho nahin-
ho nahim-
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra nahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] the spirit of the living. Compare fanahy [Comp. Swa. Nafsi.]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31