Teny iditra nakahy
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] le mien [1.19]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra Ndre ampanjaka, ndre maty vity, ndre maty maso, ndre marary, ndre ny matoe, ndre ny tsaiky, jiaby niany ty mihina amy traho nakahy any. [2.150]

Fivaditsoratra hakany, hany ka, hinaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31