Teny iditra namany andava-bitsika (amany, lavaka, vitsika)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy aretina mahatonga ny ankasarotana hamorifotra (lazain' ny Ntaolo fa ny mivalan-drano eo ambony lava-bitsika no mahatonga izany) [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31