Teny iditra Nanahary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny mitovy amin' ny hoe Zanahary ihany, fa ny N sy Z nifanolo toerana toy ny hita indraindray: ohatra amin' ny hoe "Naotra" sy "Zaotra" (izay nahazoana ny zao-dahy, zao-bavy). [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy same as zanahary, andriananahary [Richardson 1885]
 more or less synonym of zanahary; a god, God [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay synonyme (plus ou moins) de Zanahary un dieu, Dieu [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31