Teny iditra | nangy | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fivontosana -- izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy -- eo amin' ny faritra ambanin' ny sofina: Mavesabesatra izany no fijery ny olona be nangy ¶ Ny faritra eo anelanelan' ny takolaka sy ny ravintsofina ambany: Nisy bibikely nanaikitra azy teo amin' ny nanginy. | ||||
Voambolana | Haiaina | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Tsipelina hafa | mangy | ||||
Teny iditra | nangy | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] [Provincial] a provincial word for lasiray | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |