Teny iditra naomba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza filaharana amin' ny zavatra maro tanisaina; nomerao na laharana faha- no fampiasa sy fiteny ankehitriny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy an ordinal number. Compare isa. The above word is mostly employed in numbering off soldiers, or in announcing numbers of tunes, and in such cases a corruption of the English one, two, or three, etc. is joined to it. [1.2]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: number.
Ohabolana 

Fivaditsoratra ombana, ambano, anambo, banoma, manabo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31