Teny iditra |
natsangany > atsangana
(tsangana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Arenina amin' ny haavony, tsy avela handry: Atsangano io barika io ¶ Aseho ka apetaka eny amin' ny arabe sy ny trano: Tsy maintsy atsangana ny saina rehefa tonga ny fetimpirenena ¶ Aorina, ajoro: Antoko natsangan-dRavoahangy sy Raseta ary Rabemananjara ny M.D.R.M |
Haiendriteny |
atsangana
atsangako
atsanganao
atsangany
atsangantsika
atsanganay
atsanganareo
atsangan'
atsangan-
atsangam-
atsanga-
| |
natsangana
natsangako
natsanganao
natsangany
natsangantsika
natsanganay
natsanganareo
natsangan'
natsangan-
natsangam-
natsanga-
| |
hatsangana
hatsangako
hatsanganao
hatsangany
hatsangantsika
hatsanganay
hatsanganareo
hatsangan'
hatsangan-
hatsangam-
hatsanga-
| |
atsangano | |
|
Teny nalaina |
|