Teny iditra ndreto
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Andilidine: Lexique (takila N)] [Sakalava-Mayotte] voici
Ohatra 
1 [Razafiarivony: Harivolana, takila 170] Ndreto izahay, manao ahoana daholo ianareo?
2 [Rabary: Daty, takila 157] ndreto tonga ny Tserondahy efa-dahy nandray azy.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31