Teny iditra ngarangidina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fotoana iray maharitra manontolo: Herinandro ngarangidina izy tsy nanendry hanina
Mitovy hevitra: maninjihinjy ~ maninjitra ~ mipaka ~ tontolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy complete, full, whole, perfect, applied to numbers. [1.2]
 constituting a full period [1.7]
Fanazavàna teny frantsay se dit d'une période complète: Herintaona ngarangidina (Une année complète) [1.3]
 se dit d'une période pleine ou entière [1.8]
Kamban-teny 
Ohatra Ny taona 1928-1958 no tena niezahany sy nikarohany ny tantara betsileo, izany hoe nandrita ny 30 taona ngarangidina [2.304]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/03