Teny iditra | ngita | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Enti-milaza volo miolokolika sy mihoronkorona kely madinika | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] woolly hair; well twisted cord. Comp. tso-bolo (tsotra). | ||
[Hallanger 1973] kinky (of hair); well-twisted (of rope) | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974] crépu (se dit des cheveux); bien tordue (se dit d'une corde) | ||
Sampanteny |
| ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny ngita io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |