Teny iditra | ngonongonona (ngonona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonongonona no nataony sady lasa izy. [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | a low muttering, a low grumbling, a low murmuring. [Richardson 1885] | |
Sampanteny |
| |
Mpitovy hevitra | ngonona | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |