Teny iditra noely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fety kristianina fahatsiarovana ny nahaterahan' i Kristy izay ankalazaina amin' ny 25 Desambra
¶ Krismasy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy christmas. Comp. krismasy. [Richardson 1885]
 Christmas [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay Noël [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: noël.
Mpitovy hevitra krismasy
Mpanahaka  paka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31