Entrée |
nofy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fahitana mandritra ny torimaso: Nahita an' i Dada tamin' ny nofy aho Asa toa atao eo am-patoriana: Nofiko niady tamin' ny biby goaibe aho Fady: Nofy ahy ny hivadi-belirano ~ Hahavanona handatsa-dra olona ve ny raiko? Nofy izany Zavatra tsy ho tanteraka: Nofy izany fa aza miantehitra amin' izany. [1.1]
|
Explications en anglais | A dream [1.2]
|
| A dream; something impossible [1.7]
|
Explications en français | Songe, rêve, cauchemar: Nofiko niresaka taminao aho alina (J'ai rêvé cette nuit que je vous parlais) ~ Nofy izany (C'est un songe, une chose impossible) ~ Nofy ahy izay handainga (Je ne me permettrais jamais de mentir) [1.3]
|
| Rêve; chose impossible [1.8]
|
Exemples |
1 | Mitovy indrindra izany ny kintana sy ny nofintsika, hoy ny fanohin-dRazaimalala ny teniny
[2.324]
|
2 | Toa nofy no nahatany fa tafatsangana ny vadiny
[2.470]
|
|
Morphologie |
Simple : |
nofy,
nofiko,
nofinao,
nofiny,
nofintsika,
nofinay,
nofinareo,
nofin',
nofin-,
nofim- |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
Articles |
|