Teny iditra |
nombako > ombana
(omba)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Fanazavàna teny malagasy | Rakofana, sakobonina, amin' ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany ny elany ny zanany [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be accompanied by, to be associated with. [Richardson 1885]
|
| to be covered, to be protected [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | qu'on couvre, qu'on protège [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
ombana
ombako
ombanao
ombany
ombantsika
ombanay
ombanareo
omban'
omban-
ombam-
omba-
| |
nombana
nombako
nombanao
nombany
nombantsika
nombanay
nombanareo
nomban'
nomban-
nombam-
nomba-
| |
hombana
hombako
hombanao
hombany
hombantsika
hombanay
hombanareo
homban'
homban-
hombam-
homba-
| |
ombao, ombay | |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Antenainay fa hanamora ny asan' ny mpampianatra eo amin' ny fampianarany ny taranja Malagasy ireo andiana boky ireo izay ombana boky torolalana. [FOFAFIPE: Tongavola, takila 3]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
nombako > omba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
fiarahana
[Rakotosaona 1975]
|
| Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | action de suivre, d'aller ensemble ¶ action de se ranger du côté de quelqu'un [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Haiendriteny |
|
|
Teny iditra |
nombako > omba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | action de couvrir, d'envelopper ¶ action de protéger [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
nombako > omba
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
inoana
[Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
nombako > omba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny ¶ olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
nombako > omba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
sangomby [Rakotosaona 1975]
|
|