| non  |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Entina mandà, ka fametraka: 1) eo alohan' ny teny lazaina (amin' izay asiana no eo alohan' ny enti-milaza): Tsy Rakoto no namaky ny fitaratra ~ Tsy omby no hitanao fa soavaly [Rajemisa 1985]
|
4) eo alohan' ny teny roa mifanarakaraka avy mba hanamafisana tsy fisian-javatra: Tsy kitay tsy vary maina ao antranony [Rajemisa 1985]
|
non [Abinal 1888]
|
|