Teny iditra nosy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tany voahodidin' ny rano, anivon' ny riaka: i Madagasikara no nosy fahatelo amin' ny habeny eran' izao tontolo izao
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] an island. [jav. And other Malayan dialects nusa.]
  [Hallanger 1973] an island
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 455, Hallanger 1974] île
Voambolana 
Ohatra 
1 [Andriamalala: Vohitry] sy Madagasikara, ilay nosy tsy foy!
2 [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 139] Nosy ihany no mbola nahitanao ahy indray.
3 [Randriamamonjy: Tantara, takila 554] Izy irery no hany tompon' ny Nosy manontolo.
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny nosy ity (12)
Ambatonosy
Anosiroa
Anositelo
  Anosivola
Anosizato
Nosibe
  Nosimaro
Nosimboahangy
Nosy Be
  Nosy Mangabe
Nosy Tanikely
Nosy Voalavo
 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26