Entrée | Ny amin' ny finoan' ny Bara | |
Partie du discours | nom propre (titre de livre) | |
Auteur | Ramarlah Antoine Marie, 1912 | |
Editions | ||
Analogues | Croyances et santé chez les Bara | |
Web | https://sites.google.com/site/barademagascarfichier1/manuscrit | |
Tableaux et planches | Tous les titres | |
unk:: | FampitandremanaNy fizarana ity boky ity eo amin’ny tambajotra sosialy dia niteraka soso-kevitra sy fanampim-panazavana avy amin’ny mpamaky. Anisan’ny mpamaky voalohany nanome ny heviny Ramatoa Tinahy Dorthine (Bara Zafimanely) : « Marina daholo ary voarakitra sy voamarina tsara araka ny fipetrany daholo ny volaza ao » (23.02.2016). Isaorana manokana izy ireo ary nahiditra tsikelikely any amin’ny faran’ny boky ireo fanazavana avy aminy ireo. Manasa ny rehetra hizara ny fahaizany satria :« Tao trano tsy efan' irery » Fizahan-takelakaToko I : Ny finoany ny amin’Andriamanitra Toko II : Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy Toko III : Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana Toko IV : Ny finoany ny amin’ny fanavotana Toko V : Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana Toko VI : Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody Toko VII : Ny finoany ny amin’ny vintan’andro Toko VIII : Ny finoany ny amin'ny fambara Toko IX : Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy Toko X : Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra Toko XI : Farany | |
Mis à jour le 2023/04/02 |
![]() |