Teny iditra ny anareo (ny, anareo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] enti-milaza zavatra ananana: Kely itỳ trano itỳ, ny anareo no tiako fa lehibe.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Le vôtre, la vôtre, les vôtres

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31