Teny iditra ny anay
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] enti-milaza zavatra ananana: Itỳ trano itỳ an-dRanaivo, itsy kosa ny anay.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] le nôtre, la nôtre, les nôtres
Fanazavàna teny italianina  [Profita 1969] il nostro
Mpanahaka  anay

Nohavaozina tamin' ny 2020/08/26