Teny iditra ny arivo lahy tsy maty indray andro
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy teny nataon' Andrianjaka raha nametraka miaramila arivo lahy tao Antananarivo izy; io fitenenana io koa anefa dia lazain'ny maro fa mety hilaza ny faharetan'ny olona maro manatri-maso zavatra iray, fa raha vavolombelona arivo tokoa mantsy tsy ho faty indray andro akory [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31