Teny iditra | Ny Ohabolan' ny Ntaolo | |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra) | |
Fanazavàna teny malagasy | nangonin' i W. Cousins sy Parrett ary navoakany tamin' ny taona 1885. Misy ohabolana 3.818 ao, voalohatra araka ny abidia fotsiny ary tsy misy dikan-teny [Rahajarizafy 1988 takila 7] | |
Mpanoratra | Cousins William Edward, 1885; Parett J | |
Fanonta printy | 1885. London Missionary Society. | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/02 |
![]() |