Entrée |
ody
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
Fodiana [1.78]
|
| [Tanala]
Fanafody, ody, sampy, tapakazo na zavatra hamasinina [1.78]
|
| Tapa-kazo na zavatra hafa, toy ny vakana, eken' ny olona sasany ho manankery hitondra soa na hisakana loza rehefa tokavina: Finoanoam-poana ny mankamasina ny ody Zavatra entina manasitrana, fanafody (izay tsy inona fa "fanafana ody" no niaviany): Ody folaka mahomby ny tsimpimpina [1.1]
|
Explications en anglais | A charm [1.2, 1.7]
|
| A medicine [1.2, 1.7]
|
| A fetish; medicine for a given complaint, as: ody hatina,
ody fitia
[1.7]
|
Explications en français | Amulette, remède [1.3, 1.5]
|
| Charme [1.3, 1.5]
|
| Sorcellerie, préservatif [1.3]
|
| Fétiche; médicament; médicament pour une certaine maladie, comme: ody hatina,
ody fitia
[1.8]
|
| (on écrit aody sur la côte Est et aoly sur le côte Ouest et dans le Sud). Deux sens contradictoires (toute la conception malgache de l'univers repose ainsi sur la contradiction, la dialectique). - Préparations ayant une charge magique, censées susceptibles de provoquer la maladie, Voir *e même la mort de quelqu'un ; par extension : sortilège.
- Remède à de tels sortilèges. On dit aussi plus explicitement, dans ce dernier cas : fanaf'ody ou [fanafody].
Les
ody favorables : charmes, talismans protecteurs, amulettes, comportaient le plus souvent des éléments provenant de l'attirail des idoles royales ou
sampy. Chaque année, au mois d'
alakaosy, on changeait cet attirail. Tout l'ancien matériel servait à faire des
ody,
fanidy, etc. C'était aussi la ressource essentielle des
mpitahiry ou prêtres des idoles royales.
[1.196]
|
Exemples |
1 | fa izao teny izao no ody basy, izao no tanjaka sy rehareha!
[2.298]
|
2 | ny harena alainy, nefa ny ody alahelo tsy misy izay azonao hatao.
[2.59]
|
|
Vocabulaire |
Dérivés |
Synonymes | ~ ~ |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
Articles |
|
Entrée |
ody
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Tsy fampiasa mandeha irery, fa ny hevitra mety hananany amin' ireo sampanteny dia: a) fiverenana any amin' ny tanàna na trano onenana na any amin' ny tany niaviana; b) fisehoana ho manana toetra na ho manao asa eo imason' ny olona nefa tsy marina [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
| Retour [1.5]
|
Dérivés |
|
|