|
|
|
|

Entrée1  Ohabolana vaovao
Mots élémentaires  2  ohabolana, vaovao
Partie du discours  3  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Explications en malgache  4  navoakan-dRatsimbazafy Louis tamin' ny taona 1948. Misy 2.300 no tafavoakany, milahatra araka ny abidia; saingy vita ny M, dia tsy nitohy intsony... Be ohabolana mbola tsy navoakan' ny teo aloha ny azy: fa ain' ny fiteny tokoa ny ohabolana, ka samy mamorona vaovao lava ny taranaka mifandimby. [2.299#9]
Auteur  5  Ratsimbazafy Louis

Mis à jour le 2023/06/12