Teny iditra oloanina (oloana)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona eo anatrehan' ny tena: Noloaniny aho (nankeo anatrehako, nifanatrika tamiko izy) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be put in front of. [Richardson 1885]
Haiendriteny 
oloanina
oloaniko
oloaninao
oloaniny
oloanintsika
oloaninay
oloaninareo
oloanin'
oloanin-
oloanim-
oloani-
noloanina
noloaniko
noloaninao
noloaniny
noloanintsika
noloaninay
noloaninareo
noloanin'
noloanin-
noloanim-
noloani-
holoanina
holoaniko
holoaninao
holoaniny
holoanintsika
holoaninay
holoaninareo
holoanin'
holoanin-
holoanim-
holoani-
oloany

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31