Teny iditra |
olo-manga
(olona, manga)
|
Sokajin-teny | fomba fiteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
olona mendrika amin' ny hatsaran-toetra sy fahaizana ireharehan' ny firenena; olona mendrika manan-tombo amin' ny fahaizana, hatsaran-toetra, fikarohana ny hahasoa ny vahoaka |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973]
a famous or notable person |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
réfractaire à la vérole, à la vaccine, qui n'est pas malade quand tout le monde l'est; un chéri, un favori |
| [Hallanger 1974]
personnage marquant, renommé |
Teny nalaina |
|