Teny iditra | olona | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Teny ilazana ny toetra amam-pomban' ny olombelona (jer. io teny io): Ny fanahy no olona ¶ Teny ilazana ny olombelona tsy voafetra mazava na ny toetrany na ny isany: Misy olona mitady anao ao an-tokotany ¶ Vahoaka: Olona re izay tao an-tsena tao izay ¶ Amin' ny fitenin' ny ankizy, teny entiny milaza ny tenany: Manko ny olona vonoin' i Koto ô! | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] a person, somebody, a human being. Olo is used in the provinces. [mal. And other dialects orang, amboyna malona and malono.] | ||||||||
[Hallanger 1973] a human being, man; someone | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974] homme, personne; quelqu'un | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny olona io | ||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: olona ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |
![]() |