Teny iditra |
omba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Taisaka]
fiarahana
|
| [Rajemisa 1985]
Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
action de suivre, d'aller ensemble ¶ action de se ranger du côté de quelqu'un |
Sampanteny |
Haiendriteny |
|
|
Teny iditra |
omba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
action de couvrir, d'envelopper ¶ action de protéger |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
omba
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Taisaka]
inoana
|
|
Teny iditra |
omba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Taisaka]
mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny ¶ olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra |
|
Teny iditra |
omba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Taisaka]
sangomby |
|