Teny iditra |
omba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
fiarahana
[1.78]
|
| Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | action de suivre, d'aller ensemble ¶ action de se ranger du côté de quelqu'un [1.3]
|
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
omba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | action de couvrir, d'envelopper ¶ action de protéger [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
omba
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
inoana
[1.78]
|
|
Teny iditra |
omba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny ¶ olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra [1.78]
|
|
Teny iditra |
omba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
sangomby [1.78]
|
|