Teny iditra ombieny
Sokajin-teny anarana
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1ombieny ny hazo kininina malama vatana ny lava ravina toy ny any amintsika. [Ravelomanana: Lalana, takila 64]
2Ary ombieny, faranany amin' ny "Amena" ny vavaka ataony, raha izany no atao hoe "vavaka". [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 160]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31