Teny iditra |
ompana
(ompa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Fanazavàna teny malagasy | Ozonina: Nompany tsy habita variraiventy aho ¶ Ozonina hifamotitra amin' ny havana akaiky: Nompany amin' ny anadahiny izy ¶ Asiana teny ratsy, alikalikaina, tsizarizaraina: Nompany aho dia lasa izy, tsy lefitro izany fanalikalikana ahy izany. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be reviled, to be abused. [Richardson 1885]
|
| to be abused with foul language [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | à qui on adresse des mots grossiers, des malédictions [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
ompana
ompako
ompanao
ompany
ompantsika
ompanay
ompanareo
ompan'
ompan-
ompam-
ompa-
| |
nompana
nompako
nompanao
nompany
nompantsika
nompanay
nompanareo
nompan'
nompan-
nompam-
nompa-
| |
hompana
hompako
hompanao
hompany
hompantsika
hompanay
hompanareo
hompan'
hompan-
hompam-
hompa-
| |
ompao | |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
ompana
(ompa)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandraiketana mafy; fanerena hiankina amin-javatra [Rajemisa 1985]
|
|