Teny iditra ondrika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fileferan' ny loha, fijerena ambany, fijokoana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy prostration, dejection, bowing the head. [mal. Tunduk.] see tsaoka, hohoka. [1.2]
Voambolana 
Sampanteny 

Fivaditsoratra kondray, ndriako

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31