Teny iditra ondrikely kamboty (ondry, kely, kamboty)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [1.1]
Mpitovy hevitra ondrikely malahelo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31