Teny iditra ondrikely malahelo (ondry, kely, alahelo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo
Mpitovy hevitra ondrikely kamboty

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31