Entrée | ondry | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Biby fiompy fianakaviam-ben' ny biby mpandinika, rakotra volo matevina ny tenany, izay fantatra amin' ny anarany hoe "volonondry". Ny feon' ny ondry rehefa maneno dia atao hoe mibarareoka. [1.1] | |
Explications en anglais | A sheep. Ovis platyura, var. ondrikondry and aondry are used in the provinces. [swa. Kondoo.] [1.2] | |
A sheep [1.7] | ||
Explications en français | Mouton [1.54, 1.13] | |
Mouton, brebis [1.8] | ||
Nom scientifique | Ovis platyura | |
Vocabulaire | Zoologie: mammifères | |
Analogues | ondrikondrika | |
Mis à jour le 2023/06/07 |