Teny iditra ontana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fahatairam-po raha misy zavatra manaitra tampoka; fihendratana na fibitahana avy amin' ny toe-javatra mitranga; entana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] Comp. entana.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] émotion subite, tressaillement
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
ontana
ontako
ontanao
ontany
ontantsika
ontanay
ontanareo
ontan'
ontan-
ontam-
onta-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31