Entrée (1/3) | 1 orana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Rano mirotsaka avy eny amin' ny habakabaka vokatry ny fivongovongoan' ny rahona ho rano: Mamelombelona ny zavaboary ny orana ~ Avy ny orana ~ Latsaka ny orana ~ Mitsahatra ny orana [1.1] 4 Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [1.1] |
Explications en anglais |
5 Rain. [mal. Ujan; polyn. Na.] [1.2] 6 Rain [1.7] |
Explications en français |
7 Pluie [1.8] |
Exemples |
8 Midona ny orana any Ankaratra [2.131] |
Vocabulaire |
9 Météorologie |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 13 ranonorana |
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 31 orana |
Partie du discours | 32 nom |
Explications en malgache |
33 Fanadiovana na famotsiana ny firava-bolamena na volafotsy. [1.1] |
Dérivés |
|
Entrée (3/3) | 37 orana |
Partie du discours | 38 nom |
Explications en malgache |
39 patsa [Tanosy]
[1.78] 40 Karazam-biby mivelona any anaty rano, misy hodiny mafy, lavalava vatana, ary folo ny tanana aman-tongony ka ny roa voalohany misy kinifinifiny milentika amin' ny nofon' izay ketohiny [1.1] |
Explications en anglais |
41 the Madagascar crayfish, which is very plentiful in the rivers and streams of the interior. It belongs to a genus peculiar to te island, and stands alone in some of the peculiarities of its structure. Astacoides madagascariensis, And. and M.-Edw. [comp. mal. Udang, a lobster; jav. And many Malayan languages uran, a prawn.] [1.2] 42 a shrimp [1.7] |
Explications en français |
43 écrevisse [1.8] |
Exemples |
44 Raha tia orana hianao dia hakanay anio alina, fa mora azo foana izy ireny raha itondrana fanilo [2.324] |
Vocabulaire |
45 Zoologie: invertébrés |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Anagrammes | 55 anaro, anora, aoran, arano, arona, aroña, naora, narao, naroa, orana, ranao, raona, roaña |
Mis à jour le 2023/08/03 |