Entrée orimbato
Mots élémentaires orina ; vato
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Vato atsangana ho fahatsiarovana
vatolahy [1.78]
 Vato naorina ho toy ny fanamarinana ny fahavitan-javatra iray inhibe toy ny fifanekena, fifampivarotana...; izay mivadikany fanekena aty aoriana dia antsoina hoe "nitsoaka orimbato"
Vola nomena ny fokonolona ka napetraka tao amin' ny tahirim-bolan' ny fokonolona raha nisy raharaha lehibe natao teo anoloan' ny fokonolona, toy ny fananganan-jaza, fanarian-jaza, sns..., ka io vola io no heverina ho fanamarinana ny nahavitan' ny raharaha, izay nolazaina fa "vita orimbato" [1.1]
Explications en anglais [ orim-bato ] A mark, a token, an obelisk, a memorial of any settlement or agreement, proof, a stone of witness; lit. stone setting up. [1.2]
Explications en français [ orim-bato ] Pierre qu'on érige pour rappeler un évènement, et surtout pour confirmer une concession, une convention, une délimitation de terrain
Argent qu'on donne aux témoins pour confirmer un contrat [1.3]
Exemples Andriananiboninolona nahazo orimbato roa tamy ny Ralambo: [2.48]
Titres Orimbaton' ny Fiadanana
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11