Teny iditra oritra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiforetana, fipitsohana. [1.1]
 vadi-kozatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay entorse. [Voambolana: Fahasalamana] [1.3, 1.13]
 froissement d'un linge empesé, foulure [1.3]
Sampanteny 
Mpanahaka  folaka

Teny iditra oritra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy a stroke, a line, the partings of the hair, etc. see soritra. [1.2]

Fivaditsoratra riotra, roatry, roitra, triaro, irotra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31