Teny iditra oroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fampitehefana ny molotra sy ny orona amin' ny tarehy na ny tanana ho mari-pitiavana na fanajana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a kiss by touching noses. Comp. orona.
  [Hallanger 1973] a kiss
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] action d'embrasser, de baiser (nez contre nez); action de baiser un objet, de juxtaposer des objets l'un contre l'autre
  [Hallanger 1974] baiser
Sampanteny 
Mpitovy hevitra ba ~ mamikely

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31