Teny iditra | orosana (orotra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ravin-javamaniry ongotana amin' ny tanana, ririsana: Orosy ny ravin' io voaroihazo io [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Tsipelina hafa | orotana | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |