Teny iditra ory
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] malahelo, mijaly, miferinaina: manafaka alahelo ny olona ory
¶ mahantra, fadiranovana: ampio ny olona ory
Mitovy hevitra: faraidiny ~ mikaforoforo ~ mikokokoko ~ poripory
¶ ampijalina, ampahorina
¶ hontsa, malahelo: ory ny foko nahita azy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] (opt. imp. Ori'a.) distressed, miserable, full of trouble, wretched.
  [Hallanger 1973] miserable, wretched, poor
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] pauvre
  [Abinal 1888] affligé, malheureux
  [Abinal 1888] taquiné
  [Hallanger 1974] misérable
Sampanteny 
Haiendriteny 
ory
oria
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Rajohanesa: Kintana] fa naninona re no tsy maty aho, fa no mbola velona ho ory toy itony ihany!
2 [Fox: Hainteny, laharana 327] hony Rangodongodona
manao ahoana izany toetry ny ory?

3 [Dahle: Angano, takila 103] Misehoa, misehoa, fa ory ny ray aman-drenintsika!
Teny nalaina 

Teny iditra ory (otra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana orina [fitanisana]

Teny iditra Ory
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Baiboly] Uri
Fanazavàna teny frantsay  [Baiboly] Uri
Voambolana 
Mpitovy hevitra Orì
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31