Teny iditra | ory | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | malahelo, mijaly, miferinaina: manafaka alahelo ny olona ory ¶ mahantra, fadiranovana: ampio ny olona ory ¶ ampijalina, ampahorina ¶ hontsa, malahelo: ory ny foko nahita azy [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | (opt. imp. Ori'a.) distressed, miserable, full of trouble, wretched. [Richardson 1885] | ||||||||
miserable, wretched, poor [Hallanger 1973] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | pauvre [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||
affligé, malheureux [Abinal 1888] | |||||||||
taquiné [Abinal 1888] | |||||||||
misérable [Hallanger 1974] | |||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny ory io | ||||||||
Teny iditra | ory (otra) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao orina | ||||||||
Teny iditra | Ory | ||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Uri [Baiboly] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Uri [Baiboly] | ||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||
Mpitovy hevitra | Orì | ||||||||
Teny nalaina | Toko sy andininy momba Ory | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |