Teny iditra osa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny vehivavy.
¶ Malemy, kely aina, saozanina, reraka, mihozohozo, mangozohozo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy feeble, weak; coward [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay faible, sans courage, sans énergie, lâche, poltron [Abinal 1888]
 faible, poltron [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Antitra sy osa ny raiko. [Profita: Ranary]
2Aza ilaozanao aho fa efa osa, hoy koa i Neny. [Randriamiadanarivo: Sikajy]
Teny nalaina 

Teny iditra osa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] zavamaniry eny amin'ny toerana misy vato, tsy avo fa iva faniry [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Teny iditra Osa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Osa [Baiboly]
 Uz [Baiboly]
Fanazavàna teny frantsay [Baiboly]
Voambolana 
Mpitovy hevitra Oza
Ohatra Zanak'i Arama: Osa, Hola, Getera, ary Mesa. [Baiboly: 1:010:023/Jenezy 10:23..]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/04/21