Teny iditra osy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Biby fiompy, fianakaviam-ben' ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana hoe "Tay ny osivavy somorina; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso"; bengy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a goat (Capra hircus)
  [Hallanger 1973] a goat
Fanazavàna teny frantsay  [Rajemisa: Vakoka] bouc
  [Abinal 1888, Hallanger 1974] chèvre
Voambolana 
Anarana siantifika Capra hircus
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra  [Razafiarivony: Harivolana] Tsy manampy firy amin'ny fivelomana ireo biby ireo, afa-tsy ny osy izay manome ronono sy ny akoho manatody angaha.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny osy ity (1): Tandrokosy

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30