Teny iditra otra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fisafoana sady famoretana amin' ny tanana ny faritra iray amin' ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] root of voaotra, orina, miotra, manotra
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31